BEM VINDO BRASIL AMIGOS ( Tonga soa eto Bresil ry namako)

Published on 02/05,2010

          Eto Brasil dia mahafinaritra tokoa!  Ny baolina kitra sy ny" Samba" no malaza aty(ankoatr´ireo fambolena cafe sy fary ary ny tontolon´i famokarana azy ho zavatra hafa avy eo). Fa anio dia hitondra anareo hitsidika azy aho hizaha " ilay fampisehoana malaza eran-tany dia ny " CARNAVAL". Koa rehefa ireo teny roa ireo no tonga ao am-bava, dia fahasambarana sy fahafinaretana lafatra izany, ho an-dry zareo, eny ! Ho an´ny vahiny koa  mazava hoa azy.

         Koa indro ary manasa anareo hitsidika ity atao hoe:" CARNAVAL" 

 

 

 LE CARNAVAL DU BRESIL

 

        Au Brésil, quand on parle de football ou de samba, on parle de bonheur. Les brésiliens savent que la force de leur rythme, la Samba, est celle d'un cri qui refuse la lutte des classes sociales et des couleurs. Au Brésil, il n'y a pas de blancs, de noirs, de jaunes ou de rouges. Ils préférent le mélange.

         En provenance des favelas (bidonvilles), le Carnaval de Rio de Janeiro est célèbre dans le monde entier. 

        Ainsi, le Brésil fête chaque année "son" carnaval qui incontestablement, est la plus grande fête allégorique du monde, une fête inégalable qui frise le délire collectif, car tous les excès y sont permis! Mais c'est, surtout, une fête fastueuse avec ses magnifiques costumes, plus surprenants les uns que les autres, et également ses chars immenses et ses célèbres écoles de samba. Une fête qui se prépare durant une année, mobilise d'énormes moyens financiers et déplace des millions de spectateurs du monde entier. A Rio de Janeiro, tout comme dans plusieurs villes du Brésil, le carnaval réunit chaque année, pendant 5 jours, plusieurs écoles de sambas qui s'entraînent au moins une fois par semaine dans leur "hangar". Le Carnaval commence le vendredi précédent la semaine du Carême et se termine, impérativement, le mercredi des Cendres. Le traditionnel défilé des écoles de samba débute le vendredi au "Sambodromo" par des écoles de moindre importance. Les grandes et célèbres écoles (une vingtaine) n'entrent en lice que le dimanche et lundi soir. Elles défilent de 19 heures à l'aube (environ 7 heures) avec chacune jusqu'à quatre mille danseurs et une vingtaine de chars devant un jury qui, par un savant calcul de notations, désignera la meilleure éco
le.

 

 

 

 

 

 


Commentaires

  1. 02/09,2010 | 17:30

    hihihi!kay ato misy raha karakaran'izao ? Faly mahita sary aza dia manantena ahita andry koa moa izy teo o ? ;-p

  2. 02/04,2010 | 13:19

    Miarahaba anareo nama tsy mahafoyi Maevatiana hihihi i maeva74 ihany i maevatiana saingy ny mampiavaka azy roa dia ny iray mpanoratra ary ny iray " bako mpitsongo dia " hihihi hitsikilo eny rehetra eny izy dia ho tonga hizara aminao ny vokatra azony hihihi . Arabaina aloha i Kdaomba e!! Ba betsaka daholo.

  3. 02/04,2010 | 10:39

    MAevatiana < Maeva74 ihany ve ity sa tena hafa e ? Mahavariana aloha ny carnaval de Brésil akoatra ny any carnaval à Venise e !

  4. 02/04,2010 | 07:13

    Ny ahy ny hamanjan'ireo sipa mandihy ireo no tena mahavarina ahy @ ity karnaval nareo ty e! maika moa fa ireo "supporteuses" isaky ny misy mondial dia tena fafinaretan'ny maso tokoa lol

    Mba asio sary ry maeva rhf vita ny karnaval sa enao mht zao no handihy miaraka @ ireo eo lol aza adino ny sary e! m6

  5. 02/03,2010 | 20:24

    Vaovao ndray ty ry Maevatiana an! Milay e! tsy ratsy koa aloh le carnaval e! sady fotoanany zao sa tsy zany, Misaotra mizara e!

  6. 02/03,2010 | 19:02

    Tonga soa eto amin´i blaogi´ikala mpitsongo dia e!!!

  7. 02/03,2010 | 18:44

    Milay kosa an!
    mbola ho avy za hijery indray andro any , efa faniriako h@ fahazazako izany manko fa tsy vao izao .

Leave a Reply